Accueil Politique Fihaonan’ny Solombavambahoaka sy ny Governemanta : fombafomba sisa

Fihaonan’ny Solombavambahoaka sy ny Governemanta : fombafomba sisa

0
Fihaonan’ny Solombavambahoaka sy ny Governemanta : fombafomba sisa

Nanomboka omaly atoandro ny andro voalohany eo amin’ny fihaonan’ny solombavambahoaka sy ny mpikambana eo anivon’ny governemanta. Tsy nisy ora iray ny famelabelaran’ny governemanta ny asa vitany. Fombafomba sisa ny hanaovana ny fihaonana raha ny fahitan’ireo solombavambahoaka avy amin’ny mpanohitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici