Accueil Société Fihotsahan’ny tany teny Ambaninampamarinana : manomboka miala ireo vahoaka

Fihotsahan’ny tany teny Ambaninampamarinana : manomboka miala ireo vahoaka

0
Fihotsahan’ny tany teny Ambaninampamarinana : manomboka miala ireo vahoaka

Taorian’ny filankevitry ny minisitra nanoloana ny fihotsahan’ny vato izay namoizana ain’olona omaly, niroso tamin’ny fandraisana fepetr avy hatrany ny mpitondra fanjakana. Nafindra ireo mponina ka ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany, ny Toeram-ponenana sy ny Asa Vaventy no niantoka ny toerana, ny ministeran’ny mponina kosa no mandray an-tanana ireo olona nafindra. Nanampy tamin’ny fitaomana entana ny mpitandro filaminana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici