Fikambanan’ny  » auto école : mitaky ny hamerenana ny « permis rose »

0

Nanao fihetsiketsehana niainga teo mamasina nihazo ny lalam-pirenena faha fito tamin’ity andraony ity ny fikambanamben’ny mpampianatra mamily fiara eto Madagasikara. Takian’izy ireo ny famerenana ny permis rose mandrapahintana vahaolana amin’ny pérmis Biometrique.