Accueil Politique Fikirakirana voka-pifidianana : efa mamarana ny eo anivon’ny CENI

Fikirakirana voka-pifidianana : efa mamarana ny eo anivon’ny CENI

0
Fikirakirana voka-pifidianana : efa mamarana ny eo anivon’ny CENI

Androany no tapitra ny 5 andro hikirakiran’ny SRMV ny voka-pifidianana kaominaly, efa tonga eny anivon’ny CENI Alarobia avokoa ny ankamaroan’ireo PV ankehitriny, andrasana anio alina kosa ny ambiny rehetra. Kandidà iray ihany hatreto no nangataka ny fampitahana ny vokatra, raha ny fanazavan’ny CENI androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici