Fikirakirana voka-pifidianana : tsy mitovy tamin’ny fifidianana teo aloha

0

Tsy mitovy tamin’ny fifidianana efa nisy teo aloha ny fikirakirana ny voka-pifidianana amin’ity fifidianana ben’ny tanàna ito raha ny nambaran’ny filoha lefitry ny CENI androany, ny eto anivon’ny faritra analamanga ihany no kirakiraina etsy amin’ny foibe etsy Alarobia fa ny ankoatra ireo samy mikirakira ny vokatra avokoa ny eo anivon’ny faritany hafa manerana ny Nosy.