Filankevitry ny minisitra : niompana tamin’ny « recouvrement des avoirs illicites »

0

Niompana tamin’ny fahafahana mitaky sy mangeja ary mamerina ireo vola azo amin’ny fomba tsy manara-dalàna ny filankevitry ny minisitra notanterahina omaly. Nisy araka izany ny ny didy hitsivolana notapahana mamaritra ny « recouvrement des avoirs illicites ».