Accueil Société Filoha Andry RAJOELINA : hanokatra orinasa any amin’ny faritra SAVA

Filoha Andry RAJOELINA : hanokatra orinasa any amin’ny faritra SAVA

0
Filoha Andry RAJOELINA : hanokatra orinasa any amin’ny faritra SAVA

Nandritra ny diany tany Ambilobe, nanambara ihany koa ny filohan’ny repoblika fa hitsinjo manokana ireo vehivavy ny fitondrany, hisy ny orinasa hosokafana hahafahana manome asa ho an’ny tanora indrindra ny vehivavy, ary hisy ihany koa ny famatsiam-bola hanampiana ireo tanora manana tetik’asa.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici