Accueil Sport Filoha Andry RAJOELINA : manome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena

Filoha Andry RAJOELINA : manome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena

0
Filoha Andry RAJOELINA : manome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny kianja manara-penitra Barikadimy Toamasina, lalao baolna kitra no nisantarana izany izay natrehin’ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara Rajoelina Andry. Nitsidika ny EPP Manara-penitra sy ny tanin-janakazo tany an-toerana ihany koa izy. Androany, noraisin’ny filohampirenena tetsy amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny filohan’ny FIFA sy ireo mpiara-dia taminy ary ny filohan’ny CAF.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici