Accueil Société Filoha Andry RAJOELINA : nitsidika sy nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana ao Nosy Be

Filoha Andry RAJOELINA : nitsidika sy nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana ao Nosy Be

0
Filoha Andry RAJOELINA : nitsidika sy nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana ao Nosy Be

Taorian’ny tao Mahajanga, nitsidika sy nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana tao amin’ny hopitaly CHRB Nosy Be ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara sy ny vadiny. Nanatitra fanafody sy fitaovana hiadiana amin’ny Coronavirus ary nanolotra ihany koa ny Indemnité de risque sy ny prime ho an’ireo mpiasan’ny fahasalamana rehetra ao an-toerana.