Accueil Politique Filoha lefitry ny Ceni : tafapetraka ara-pomba ofisialy androany

Filoha lefitry ny Ceni : tafapetraka ara-pomba ofisialy androany

0
Filoha lefitry ny Ceni : tafapetraka ara-pomba ofisialy androany

Tontosa androany teny anivon’ny Fitsarana Tampony Anosy ny fihanianana nataon’ny filoha lefitra vaovaon’ny CENI. Isany fanontaniana voalohany nitondrany ny fomba fijery ny mahakasika ny fifidianana Loholon’i Madagasikara ny faha-11 desambra ho avy izao. Nambarany fa tsy tokony ho sakana ny mbola tsy fahavitanan’ny fifidianana kaominaly, izay voizin’ny maro ankehitriny.