Filoha RAJAONARIMAMPIANINA : tsy mahazaka demokrasia

0

Tsy mahazaka demokrasia ny filoha RAJAONARIMAMPIANINA sy ny ekipany, izay no fehin’ny zava-nisy tany amin’ny kaominina Andramasina tamin’ny omaly. Nenjehina sy norahonana ny ben’ny tanàna, saika ho samborina sy hampiasana hery ny mpanao gazety.