Filohan’ny Antenimierampirenena : tontosa androany ny famindram-pahefana

0

Tontosa androany ny famindram-pahefana teo amin’ny filohan’ny Antenimierampirenena vaovao sy ny teo aloha. Nohamafisin’ny filoha vaovao RAZANAMAHASOA Chistine fa hampanjakaina mandritry ny fotoam- pitantanany ny mangarahara, antoky ny fampandrosoana.