Accueil Société Filohan’ny Repoblika : nitsidika ny kermesin’ny foloalindahy

Filohan’ny Repoblika : nitsidika ny kermesin’ny foloalindahy

0
Filohan’ny Repoblika : nitsidika ny kermesin’ny foloalindahy

Tonga nitsidika ny kermesin’ny foloalindahy teny Betongolo ny filohan’ny repoblikan’ny Madagasikara androany. Nambarany fa tsy ho foana intsony ny tahak’ izao ary hoatsaraina hatrany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici