Filohan’ny repoblika sy ny filohan’ny BAD : nitsidika an’ i Tsaramasay sy Ankorondrano Andrefana

0

Ny maraina teo, nitsidika ny fanatsarana ny fokontany Tsaramasay sy Ankorondrano Andrefana ny filohan’ny repoblika sy ny sy ny filohan’ny BAD. Nambarany tamin’ny fomba ofisialy ihany koa fa ho entina any Egypte ireo « Zazakanto ».