Filohan’ny repoblika sy ny vahoaka Malagasy : nisaotra ny « Barea de Madagascar »

0

Vahoaka maro no nitsena ny fahatongavan’i Barea de Madagascar omaly. Nitondra teny fisaorana sy fankasitrahana ho an’ity ekipampirenena ity ny filohan’ny repoblikan’i Madagasikara RAJOELINA Andry, nanamafy ihany koa izy fa hotazomina hanazatra ny ekipam-pirenena Malagasy i Nicolas Dupuis, ary hisy ny fanatsarna ny kianjaben’i Mahamasina.