Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara : ny hampandroso an’i Madagasikara no tanjona

0

Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara : ny hampandroso an’i Madagasikara no tanjona

Taorian’ny fanendrena ireo mpikambana vaovao eo anivon’ny Governemanta Ntsay Christian, nampahafantatra ireo fandaharan’asa ankapoben’ireo Minisitera izay ho sahanin’izy ireo ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara.  Tanjona ny hampandroso an’i Madagasikara amin’ny alalan’ny fanatanterahana ireo Vina sy Velirano natao tamin’ny vahoaka Malagasy.