Accueil Politique Firotsahan-kofidiana Ben’ny Tanàna : nisy ny fepetra noraisin’ny CENI

Firotsahan-kofidiana Ben’ny Tanàna : nisy ny fepetra noraisin’ny CENI

0
Firotsahan-kofidiana Ben’ny Tanàna : nisy ny fepetra noraisin’ny CENI

Herinandro nisokafan’ny fametrahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana, miisa 7 ihany hatreto ireo kandidà nametraka ny antontan-taratsy manerana an’i Madagasikara. Ankilany, nisy ihany koa ny fepetra noraisin’ny CENI mahakasika ny fanamarinan-tsonia eny anivon’ny distrika izay efa azo atao eny amin’ny kaominina amin’izao fotoana izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici