Nandray fepetra hisorohana ireo ahiahy tsy havanana mahakasika ny fisiana kara-panondrom-pirenena sy kara-pifidianana lazaina ho hosoka ny teo anivon’ny Procureur de la République nanomboka omaly. Nogiazana ireo milina fanontana sy ireo taratasin-kara-panondro eny anivon’ny Tranopiritim-pirenena.