Accueil Economie Fitadiavana Lalam-barotra any ivelany : sakana goavana ho an’ireo mpandraharaha malagasy

Fitadiavana Lalam-barotra any ivelany : sakana goavana ho an’ireo mpandraharaha malagasy

0
Fitadiavana Lalam-barotra any ivelany : sakana goavana ho an’ireo mpandraharaha malagasy

Tsy mahita lalam-barotra ireo mpandraharaha eto Madagasikara, indrindra ireo mpandraharaha madinika sy salantsalany. Antony, tsy ampy ny fampahafantarana omena azy ireo raha ny fanazavana. Tombony ara-toekarena maromaro no setrin’ny fahitana lalam-barotra any ivelany saingy tsy mbola voatrandraka izany eto Madagasikara raha ny fanazavan’ny filohan’ny  tranoben’ny varotra eto Madagasikara omaly.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici