Accueil Culture Fitafy malagasy ankehitriny : mitena akanjo ny vehivavy

Fitafy malagasy ankehitriny : mitena akanjo ny vehivavy

0
Fitafy malagasy ankehitriny : mitena akanjo ny vehivavy

Nanaraka ny fivoaran’ny fifanarahan’ny malagasy tamin’ny vahiny ny fivoaran’ny fomba fiakanjo . Izay raha ny fanazavan’ny mpandalina ny tantara malagasy. Raha toa ka nisy dikany avokoa ny fomba fiakanjo , na ny lamba niakanjona teo aloha, amin’izao kosa raha ny fanazavana, niova tanteraka iay fomba izay.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici