Fitakiana ny Nosy Malagasy : ilaina ny fiaraha-mientan’ny rehetra

0

Fotoana iray ilana ny firaisankinan’ny Malagasy tsy vaky volo ankehitriny ny fitakiana ireo Nosy Malagasy. Tsy tokony hisy ny fifanenjehana fa ny fiaraha-mientan’ny rehetra no ilaina raha ny nambaran’ny teo anivon’ny CFM.