Fitakiana ny Nosy Malagasy : mitaky ny fiaraha-mientan’ny rehetra

0

Taorian’ny ady hevitra izay naharitra ora maro teny andafiavaratra omaly, nangina ary tsy naharenesam-peo ny fiarahamonim-pirenena. Izy ireo, izay tokony hanana andraikitra mivantana amin’ny fanentanana ny olom-pirenena sy haneho hevitra mivantana amin’izany.