Accueil Politique Fitakiana sendikaly : tsy hijanona ny tolona raha tsy mivaly ny fitakiana

Fitakiana sendikaly : tsy hijanona ny tolona raha tsy mivaly ny fitakiana

0
Fitakiana sendikaly : tsy hijanona ny tolona raha tsy mivaly ny fitakiana

Tsy misy ny fiverina amin’ny asa raha tsy mivaly ny fitakiana, hoy ireo mpiasam-panjakana maro ao anatin’ny sendika. Misy ny vahaolana fa ny fahavononana avy amin’ny fitondram-panjakana no tsy misy raha ny fanazavan’izy ireo hatrany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici