Accueil Politique Fitarainana fifidianana Kaominaly : ny fitsarana miady amin’ny fanjakana no mandray izany

Fitarainana fifidianana Kaominaly : ny fitsarana miady amin’ny fanjakana no mandray izany

0
Fitarainana fifidianana Kaominaly : ny fitsarana miady amin’ny fanjakana no mandray izany

Ny fitsarana miady amin’ny fanjakana no mandray ny fitoriana mahakasika ny tsy fanarahan-dalàna na ihany koa fandikan-dalà,na rehetra manoloana ny fifidianana kaominaly, sokajin’olona maro samihafa no afaka mametraka fitoriana araka ny voalazan’ny lalàna.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici