Accueil Economie Fitaterana an’habakabaka : hampiasa vola ao amin’ny Air Madagascar ny CNAPS

Fitaterana an’habakabaka : hampiasa vola ao amin’ny Air Madagascar ny CNAPS

0
Fitaterana an’habakabaka : hampiasa vola ao amin’ny Air Madagascar ny CNAPS

Manoloana ny tsy fahombiazan’ny fiaraha-miasan’i Air Madagascar sy Air Austral, paikady hafa indray no fantatra amin’izao fa hapetraky ny fanjakana. Na mbola tsy nahazoana fanambarana ofisialy aza sy mbola tsy nandalo teo anivon’ny filankevi-pitantanan’ny Air Madagascar aza, fantatra fa manana fikasana hampiasa vola ao amin’ny Air Madagascar ny orinasa CNAPS .

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici