Fitazonana vonjimaika any am-ponja : miharatsy toerana i Madagasikara.

0

Miharatsy ny toerana misy an’i Madagasikara raha ny « Détention Provisoire » na fitazonana vonjimaika any am-ponja no resahana. Mihoatra ny fahafahana mandray ny isan’ireo voatazona any am-ponja ka mahatonga fanitsakitsahana ny zon’olombelona, hoy ny Amnesty International.