Accueil Société Fitiliana faobe : saro-pady ny fitandroana ny fahasalamana

Fitiliana faobe : saro-pady ny fitandroana ny fahasalamana

0
Fitiliana faobe : saro-pady ny fitandroana ny fahasalamana

Niditra tamin’ny andro faharoa ny Fitiliana faoben’ny valan’aretina covid-19 notanterahina teny amin’ny CCI Ivato sy teny amin’ny Jumbo score Ankorondrano. Entitra ny fitandroana ny fahasalaman’ireo olona mifanerasera tamin’ireo toerana ireo raha ny zava-nisy teny an-toerana.