Accueil Société Fitiliana VIH – SIDA : sakana ny henatra

Fitiliana VIH – SIDA : sakana ny henatra

0
Fitiliana VIH – SIDA : sakana ny henatra

Isany antony mampitombo tsy ahafahana manampy ireo olona mitondra ny tsimokaretina VIH SIDA ny henatra. Maro amin’izy ireo raha ny fanazavana azo no manafina ny aretiny, ary maro ihany koa no tsy mahafantatra ny fisian’izany ao anatiny akory.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici