Accueil Société Fitobahan’ny fako eto Antananarivo Renivohitra : mandray andraikitra ny Olompirenena

Fitobahan’ny fako eto Antananarivo Renivohitra : mandray andraikitra ny Olompirenena

0
Fitobahan’ny fako eto Antananarivo Renivohitra : mandray andraikitra ny Olompirenena

Manoloana ny tsy fandraisana andraikitra ataon’ny tomponandraikitry ny tanànan’Antananarivo Renivohitra amin’ireo fako maro, izay mivangongona manerana ny tanàna dia nisy andiana Olompirenena nijoro nandray andraikitra hanadio ny tanàna nanomboka omaly.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici