Fitokonan’ny mpiasan’ny M2PATE: manohitra ny fampiharana ny lalànan’ny ZES

0

Hitohy ary tsy hitsahatra ny fitokonan’ireo mpiasa eo anivon’ny M2PATE. Mivondrona amin’izany ny mpiasan’ny Topographie, ny Domaine sy ny M2PATE amin’ny ankapobeny. Ankoatry ny fitakiana izay tsy nisy valiny efa hatry ny ela teo anivon’ny sampandraharahan’ny Domaine, manohitra ny fampiharana ny lalànan’ny ZES ireo mpiasa amin’ireo sehatra 3 ireo.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here