Fitokonan’ny SMM-SGM: Tsy vahaolana ny fampiasana herisetra

0

Fisehoana ivelany ihany no entin’ny Fitondrana hanehoana fa voafehy ny fitokonan’ny SMM sy SGM izay niatomboka ny alakamisy lasa teo. Nogiazana tanteraka ny vavahadin’ny Lapan’ny fitsarana ary tsy voaaro tanteraka ity toerana manana ny hasiny ity raha ny fanehoan-kevitrin’ny filohan’ny SMM omaly.