Accueil Politique Fitomboan’ny isan’ny mpifidy : vitsy dia vitsy tsy araka ny vinan’ny CENI

Fitomboan’ny isan’ny mpifidy : vitsy dia vitsy tsy araka ny vinan’ny CENI

0
Fitomboan’ny isan’ny mpifidy : vitsy dia vitsy tsy araka ny vinan’ny CENI

20 andro mialohan’ny hikatonan’ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy. Vitsy dia vitsy tsy araka ny vina napetrakin’ny CENI ny fitomboan’ny isan’ny mpifidy hatramin’ny Alatsinainy faha-8 janoary 2018 lasa teo raha ny teto Antananarivo Renivohitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici