Accueil Economie Fitrandrahana fasi-mainty : tsy miantraika amin’ny fiainam-bahoaka ny tamberim-bidy

Fitrandrahana fasi-mainty : tsy miantraika amin’ny fiainam-bahoaka ny tamberim-bidy

0
Fitrandrahana fasi-mainty : tsy miantraika amin’ny fiainam-bahoaka ny tamberim-bidy

Tsy mbola nahitam-bahaolana hatreto ka mampitaraina ireo mponina any Taolagnaro sy ny manodidina ny voka-dratsy ateraky ny fitrandrahana fasi-mainty any an-toerana sy ny tsy fisitrahan’izy ireo tombony araka ny tokony ho izy. Tsy misy fiantraikany mivantana amin’ny vahoaka raha ny fanazavan’ny fiarahamonim-pirenena ny tamberim-bidy mitentina 2 tapitrisa dolara isan-taona alohan’ny orinasa mpitrandraka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici