Accueil Société Fitrandrahana fasimainty ataon’ny orinasa Base Toliara ao Atsimo Andrefana : tsy mbola milamina

Fitrandrahana fasimainty ataon’ny orinasa Base Toliara ao Atsimo Andrefana : tsy mbola milamina

0
Fitrandrahana fasimainty ataon’ny orinasa Base Toliara ao Atsimo Andrefana : tsy mbola milamina

Tonga eto Antananarivo ny solontenan’ireo mponina ao amin’ny foko Masikoro sy vezo any amin’ny faritra Atsimo Andrefana amin’izao fotoana izao, hiaona amin’ny tomponandraikim-panjakana noho ny raharaha Base Toliara. Tsy eken’izy ireo ny fanaovana letrezana hitrandrahana ny tanin’izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici