Fitsarana ao Ihosy : Misy tomponandraikim-panjakana ambony ambadiky ny  fanorenana tsy ara-dalana

0

Nisy namefy ary efa nanomboka ny asa fanorenana trano teo anoloan’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Ihosy. Tomponandraikim-panjakana ambony no voatonona ho ao ambadik’io fanorenana tsy ara-dalana io. Namoaka didy fampitsaharana ny fanorena ny fitsarana.