Fitsenana ny Papa Ray Masina : tam-pinoana sy fifaliana no nandraisana azy

0

Hafaliana, feno finoana tanteraka no niandrasana sy nandraisan’ireo vahoaka maro tonga nitsena ny Papa Ray Masina ny tolakandro teo. Feno hipoka sy voarakotra loko mavo sy fotsy avokoa ny sisin-dalana rehetra nandalovan’ny Ray Masina.