Accueil Economie Fitsidihina PRM tany Frantsa : fifanarahana 4 lehibe no vita sonia

Fitsidihina PRM tany Frantsa : fifanarahana 4 lehibe no vita sonia

0
Fitsidihina PRM tany Frantsa : fifanarahana 4 lehibe no vita sonia

Efa tafaverina an-tanindrazana ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara rehefa nivahiny andro vitsivitsy tany Frantsa. Fifanarahana eo amin’ny sehatra ekonomika 4 lehibe no tontosa nandritra izany fitsidihina izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici