Fitsinjaram-pahefana sy fanapariaham-pahefana : hapetraka ny politika vaovao

0

Hohatsaraina hifanaraka amin’ny vina napetraky ny filohan’ny repoblika ao anatinn’y Politika ankapoben’ny fanjakana ny lalàna mifehy ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanapariaham-pahefana eto Madagasikara. Tanjona ny hisian’ny fampandrosoana haingana sy maharitra eto Madagasikara.