Fivoriana ara-potoana faharoa – Antenimierampirenena: hanomboka anio

0

Ny filoha lefitra avy any Fianarantsoa no hitana vonjimaika ny toeran’ny filohan’ny antenimierampirenena ka hitarika ny fivoriana ara-potoana faharoa eny anivon’ny antenimierampirenena anio. Ankoatra ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana. Isan’ireo miteraka resabe ny mety handalovan’ny lalàna mamela ny fiarahan’ny olona mitovy fananahana eto Madagasikara eny Tsimbazaza.