Fivoriana faharoa ny FAD : ho tontosaina ny 01 hatramin’ny faha 03 ny volana Jolay.

0

Ho tontosaina rahampitso voalohan’ny volana Jolay hatramin’ny faha 3 ny volana jolay ho avy izao eto Madagasikara ny fivoriana faharoa ny FAD na ny Fonds Africain de Développement. Nigadona teny amin’ny seranam-piaramadinina io tolakandro io ny filohan’ny vondrona ao amin’ny BAD sy ireo delegasiona niaraka taminy.