Accueil Economie Fizahantany anatiny : mampiasa ny “package “ ireo mpikarakara dia

Fizahantany anatiny : mampiasa ny “package “ ireo mpikarakara dia

0
Fizahantany anatiny : mampiasa ny “package “ ireo mpikarakara dia

Entina mampiroborobo ny fizahantany anatiny, miditra amin’ny fampiasana ny package izay natokana teo aloha ho an’ny mpizahantany vahiny ireo mpikarakara dia. Manomboka amin’ny 350000 ar ny vidin’izany isan’olona raha ny fanadihadiana natao.