Fokontany Alarobia Amboniloha : nitroatra nandà ny handraisana ireo mararin’ny pesta

0

Nitokona nandà ny fepetra noraisin’ny minisiteran’ny fahasalamana amin’ny handraisana ireo ahiana ho voan’ny valan’aretina pesta ao amin’ny biraom-pokontany sy ny « dispensaire » eny amin’ny fokontany Alarobia Amboniloha ireo mponina eny ny alarobia alina teo.