Accueil Société Fokontany Ankadivato : nitrangana savorovoro ny maraina teo

Fokontany Ankadivato : nitrangana savorovoro ny maraina teo

0
Fokontany Ankadivato : nitrangana savorovoro ny maraina teo

Nitrangana savorovoro teny amin’ny fokontany Ankadivato ny maraina teo, antony nolazain’ireo mponina fa tsy mahazo ny fanampiana avy amin’ny fanjakana izy ireo noho ny ataon’ny sefo Fokontany. Nanambara manoloana izany ny tomponandraikitry ny fokontany fa manaraka ny fandaminan’ny fanjakana.