Fonja vaky tany Tsiroanomandidy : tsy manana ny sarin’ireo gadra nitsoaka ny fonja

0

Manano sarotra ny fikarohana ireo gadra nitsoaka tao amin’ny fonjan’i Tsiroanomandidy ny Sabotsy lasa teo hoy ny eo anivon’ny zandarimaria, noho ny tsy fananan’ny fonja ny sarin’ireo tafatsoaka. 2 hatramin’ireo no voasambotra raha ny fanazavana.