Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana : fitiavan-tanindrazana marina no ilaina.

0

Nahafoy ny ainy ho an’ny fitiavan-tanindrazana ireo havantsika maty ny taona 1947. Enga anie tsy ho diso fahavalo isika amin’izao fotoana ka ny samy Malagasy no hifamono sy hifanenjika. Io no hafatra lehibe nampitain’ny Mpitandrina flohan’ny FJKM ho an’ny Malagasy nandritra ny vavaka iraisam-pinoana natao teny amin’ny Katedraly FJKM Analakely androany.