Accueil Politique Governemanta-Banky Iraisampirenena : namaritra ny laharam-pahamehana

Governemanta-Banky Iraisampirenena : namaritra ny laharam-pahamehana

0
Governemanta-Banky Iraisampirenena : namaritra ny laharam-pahamehana

Jery todika mikasika ny vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny banky iraisam-pirenena sy i Madagasikara. Famaritana ny laharam-pahamehana mifanaraka amin’ny vinan’ny filohan’ny repoblika eo amin’ny lafiny sosialy, toekarena ary ara stratejika. Izay no nisongadina nandritra ny fihaonan’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta niaraka tamin’ny filohan’ny banky iraisampirenena teny Mahazoarivo ary notronon’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici