Governemanta : miandry ny fiovana hisy ny mpanara-baovao

0

Andrasan’ny mpanara-baovao ankehitriny ny mety fisian’ny fiovana eo mpikambana anivon’ny governemanta. Ny fanatanterahan’izy ireo ny fifanarahan’asa izay natao tamin’ny filoha no hijerena ny asa vitan’izy ireo.