Governemanta NTSAY : nahavita ny fanambaram-pananana ireo minisitra

0

Nanatanteraka ny fanambarampanana teny anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana tamin’ity androany ity ireo mpikambana eny anivon’ny governemanta notarihin’ny Praminisitra NTSAY Christian. Fanambaram-panana izay tsy maintsy atao ary didin’ny lalàna.