Governemanta vaovao : tsy hahitana ireo mpisavika tolona ny tolona tarihin’ny solombavambahoaka 73

0

Tsy hisy ireo mpisavika ny tolona notarihin’ny solombavambahoaaka ho an’ny fanovana ny governemanta vaovao hitsangana eo hoy ny fanehon-kevitr’ireo solombavambahoaka. Tsy olona hanao kolikoly ihany koa fa olona vonona sy mahefa ny asany no hotendrena hoy ireo solombavambahoaka.