Governora Banky Foiben’i Madagasikara : tontosa androany ny fianianany

0

Tontosa androany tetsy amin’ny fitsarana tampony Anosy ny fianihanana nataon’ny governoran’i Banky foiben’i Madagasikara vaovao. Hojerevana akaiky ny mahakasika ny reserves en or mba haha-marintoerana ny vola malagasy hoy ny filoham-pirenena androany nandritra ity lanonana ity.